Teny iditra | Fitenena Betsileo | |
Sokajin-teny | anarana (lohatenin' boky) | |
Zana-dohateny | Lovantsaina III | |
Fanazavàna teny malagasy | Ao amin' ny Boky III nanangonan-dRainihifina ny "Lovantsaina Betsileo" , nivoaka tamin' ny taona 1961, dia misy ohabolana 2.002 voalahatra araka ny abidia: voazava ny teny mety tsy ho azo. [2.299] | |
Mpanoratra | Rainihifina Jessé, 1961 | |
Voambolana | Haisoratra: boky | |
Tsanganana sy sary iray takila | Ny lohateny rehetra | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/04/02 |